Artwork

เนื้อหาจัดทำโดย Fiami Radio เนื้อหาพอดแคสต์ทั้งหมด รวมถึงตอน กราฟิก และคำอธิบายพอดแคสต์ได้รับการอัปโหลดและจัดหาให้โดยตรงจาก Fiami Radio หรือพันธมิตรแพลตฟอร์มพอดแคสต์ของพวกเขา หากคุณเชื่อว่ามีบุคคลอื่นใช้งานที่มีลิขสิทธิ์ของคุณโดยไม่ได้รับอนุญาต คุณสามารถปฏิบัติตามขั้นตอนที่แสดงไว้ที่นี่ https://th.player.fm/legal
Player FM - แอป Podcast
ออฟไลน์ด้วยแอป Player FM !

Mety hiverina anio alina ve i Kristy?

แบ่งปัน
 
Manage episode 341574943 series 3307022
เนื้อหาจัดทำโดย Fiami Radio เนื้อหาพอดแคสต์ทั้งหมด รวมถึงตอน กราฟิก และคำอธิบายพอดแคสต์ได้รับการอัปโหลดและจัดหาให้โดยตรงจาก Fiami Radio หรือพันธมิตรแพลตฟอร์มพอดแคสต์ของพวกเขา หากคุณเชื่อว่ามีบุคคลอื่นใช้งานที่มีลิขสิทธิ์ของคุณโดยไม่ได้รับอนุญาต คุณสามารถปฏิบัติตามขั้นตอนที่แสดงไว้ที่นี่ https://th.player.fm/legal

Matetika isika no maheno olona miteny hoe "Raha hiverina anio alina ianao Jesosy dia raiso izahay ho any aminao", sy ny toy izany. Ny fahafatesan'ny olona iray ve no lazaina fa fiverenan'i Kristy? Marina ve ny fieverana fa mety hiverina tampoka anio alina i Kristy Jesosy?

Inona no fitaka iray torin’ny mpaminany sandoka? Ka inona no tokony hoeritreretina momba izany? Mety hiverina anio alina ihany ve i Kristy? Tsia! Mampianatra ny Baiboly fa tsy maintsy hisy fisehoan-javatra voafaritra mazava sy mifanarakaraka aloha. Hianaro TANTERAKA tsara ny.Matio 24, ary koa ny Marka 13 sy ny Lioka 21. Ireo toko ireo dia manambara mazava fa misy karazana kalandrie ara-paminaniana, fa misy zavatra sasany tsy maintsy hitranga alohan'ny hiverenan'i Kristy.

Hiverina mandritry ny ady sy tabataba ve i Kristy? sa hiverina mangingina, tsy hahatanteraka ireo famantarana mialoha ny fiaviany lazain'ny Baiboly akory?

Inona ireo "mariky ny fotoana" nomen'i Kristy fa hitranga mialoha ny fiverenany fanindroany eto an-tany?

Ny literatiora mirakitra ny fanazavana feno dia azonao vakiana manontolo ao amin'ny Ambasadaoro Kolejy, fianarana sy fandalinana Baiboly eto amin'ny Fiangonan'Andriamanitra Miray. Tsindrio na adikao ny rohy: https://k12.instructure.com/enroll/YFLEJ6

--- Send in a voice message: https://podcasters.spotify.com/pod/show/fiangonan-andriamanitra-m/message
  continue reading

176 ตอน

Artwork
iconแบ่งปัน
 
ทุกตอน

×
 
Loading …

ขอต้อนรับสู่ Player FM!

Player FM กำลังหาเว็บ

คู่มืออ้างอิงด่วน